Dikan'ny teny : selaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Silaka, lanin-kazandrano, elakelaka miendaka amin'ny zavatra iray. - t.i.f.: Selahina, aselaka, voaselaka, sinelaka, tafaselaka 1 manelaka na manaselaka, fanaselaka, mpanaselaka 1 anaselahana, fanaselahana J miselaka, fiselaka, mpiselaka 1 iselahana, fiselahana 1 mahaselaka J selatselaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel