Dikan'ny teny : selarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (selatra) mt. pdr. (selaro): Ampandalovana zavatra haingana dia haingana toy ny tselatra: Noselaran' ny namany baolina teo anoioany tsara ka saika fanina izy. 1 Asiana ka haingana dia haingana no fandehan'ny famelezana: Noselarako tehamaina ilay zaza tsy vaiahara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel