Dikan'ny teny : selatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitsoriahan-javatra haingana, toy ny baolina, vorona...; fisehoan-javatra mihelatra vetivety, toy ny hazavana. - t.i.f•: Selarana, aselatra, tafaselatra 1 manaselatra, fanaselatra, mpanaselatra J anaselarana, fanaselarana 1 miselatra, fiselatra, mpiselatra J iselarana, fiselarana J mahaselatra 1 selatselatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel