Dikan'ny teny : sendaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fanendahana na fanesorana ny hodi-javatra, na fanalana ny lamba tanna. i t.i.f.: Sendahana, asendaka, voasendaka, sinendaka, tafasendaka 1 manasendaka, fanasendaka, mpanasendaka J anasendahana, fanasendahana 1 misendaka, fisendaka, mpisendaka 1 isendahana, fisendahana 1 mahasendaka 1 sendatsendaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel