Dikan'ny teny : sendaotra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Sendoatra p.t.: Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny. ~ Tezitra misafoaka: Mora sendaotra loatra Rangahy iny ka sarotra iraisamonina. - t.i.f.: Asendaotra 1 mahasendaotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel