Dikan'ny teny : sendrasendra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt. na a.: Tsy nampoizina, tsitointoina, zavatra tsy nampoizina: Sendrasendra no nahitako azy. / Misy tokoa ny sendrasendra. 1 Raha ohatra ka...: Sendrasendra, hono, ka mahita volamena iray kilao isik a... ¶ M.h.: Anjara, vintana, lakalaka, kendry tohina, tsitointoina, tsy satry, tsy nahy, tsy nampoizina, samba-samba, kisendrasendra, kinan ga, an-tsapaka, sendrasendra vary amin'ananana. — Sendrasendra, maty vavany, divi-janahary, avivitra, am bivitra, variraiventy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel