Dikan'ny teny : sendrasendraina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sendrasendra) mt. ih. (sendrasendrao): Vinavinaina ara-keviny: Moa ve azo sendrasendraina fa ho avy ny zokinao. ? Enti-milaza akoholahy iray izay asiana akoholahy hafa eo anoloany mba hitsapana raha te hiady izy: Aza sendrasendraindRangahy ny akoholahiko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel