Dikan'ny teny : seranana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Seranina (serana) mt, ih. (serano): Lalovana eo anoloana: Tsy tokony hoseranina ny zokiolona. 1 Hanina (fiteny amin'ny fanorona rehefa mipaika ka mihinana avy eo ant]aka no midina eo anoloana). Ahitsio
2 a.: Toerana natokana hitodiana sy hiaingan'ny sambo; fitodian-tsambo. • h. i.: Fiantsonan'ny mpandeha amin'ny fiara samihafa: Seranam-p iaramanidina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel