Dikan'ny teny : sery

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Aretina mahatsentsintsentsina ny orona, dia mahabe ranon-delo (vaky ny sery) ary saika matetika miafara amin'ny kohaka. - t.i.f.: Serena, seriserena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel