Dikan'ny teny : sesehana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Sesefana (sesika) mt. pdr. (seseho, sesefo): Ampidiran-javatra betsaka izay atsofoka atao mifanizina: Nosesefanao kapoaka angaha ity ondana ity no malemilemy mahafinaritra toy izany? ~ h.o.: Sesehany mofo tontolo andro ny zana-dRamatoa io ka aiza no tsy harory kibo? ? Asiana, lerana: Seseho ny totohondry, leity, io raha mamely an'ialahy a! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel