Dikan'ny teny : sesimiorika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Totohondry misesika avy ambany dia ale-fa miakatra: Voan'ny sesimiorika ny anao lahy ka nitsirara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel