Dikan'ny teny : sesy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fizoran-javatra mitohitohy; fifandimbiasan-javatra tsy misy fiatoana. - t.i.f.: Asesy, voasesy, tafasesy / manesy, fanesy, mpanesy / anesena, fanesena f misesy, fisesy, mpisesy J isesena, fisesena / mahasesy 1 misesisesy, fisesisesy, mpisesisesy J isesisesena, fisesisesena / kosesy. a F.-p,: Sesilany: mitohy tsy misy elanelany. / Sesy omby: enti-milaza fanerena ny rehetra hanao raharaha. / Sesy rivotra: tsy an-kiato fa mifampitohy hatrany tsy misy fijanonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel