Dikan'ny teny : setra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanoherana, fitsenana, fanohanana: Mahery setra ity zaza ity. - t.i.f.: Setraina, asetra, voasetra, sinetra, tafasetra / manetra, fanetra, mpanetra 1 anetiana, fanetrana J mahasetra / setrasetra / misetrasetra. • F.-p.: Mahery setra: mampiseho hasiahana, hetraketraka sy her?. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel