Dikan'ny teny : setrohana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Setrohina (setroka) m,t ih. (setrohy): Donafana setroka: Aza setrohanareo izahay, rankizy, fa vonoy izao afo izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel