Dikan'ny teny : setry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famaliana, valin-teny: Ny holazaiko ho setrin' izany dia izao... - t.i.f.: Setrena, asetry, voasetry, sinetry / manetry, fanetry, mpanetry / anetrena, fanetrena J misetry, fisetry, mpisetry 1 isetrena, fisetrena. ? F.-p.: Setrim-bola: fainerin'ny vola nanalana ny vidin-javatra. / Setrin-teny: valin-teny na fanoherana amin' ny baiko amena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel