Dikan'ny teny : seva

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaran-kazo madinika izay nampiasain'ny olona ho toy ny savony hanasandamba ny raviny taloha ary mbola ampiasain'ny olona eny ambanivohitra ho fanasam-bilia ankehitriny: Ravintseva, Ahitsio
2 a.: Anarana hafa ilazana ny toaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel