Dikan'ny teny : seza

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. chaise) a.: Fanaka fitoerana misy tongony sy fiankinana: Mipetraha eo ambony seza, tompoko, - F.-p.: Seza be: seza makadiry ary mihaja. J Seza bory: seza iva sady kely ary tsy misy fiankinana. J Seza lamba: seza izay lamba no natao tampony, ara( mahazo miforitra. J Sezaiava: karazan-tseza lava mahazo miforitra, azo itsorana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel