Dikan'ny teny : sia

Hampiditra dikany vaovao
1 na Siasia a,: Fahadisoandalana, fiviliana, fibirioka. ~ Haitraitra, sitrapo: Olona be sisia. ~ Fandehanana foana atsp sy ar?. - t.i.f.: Tafasiasia 1 mania, fania, mpania / maniasia, faniasia, mpaniasia J aniasiavana, faniasiavana J misiasia / mahasiasia, * Ohab.: Amalona an-drano ny olombelona, ka be siasia: tsy maharitra ary miovaova ny olombelona, toy ny amalona ao anaty rano mitsoriaka atsy mitsoriaka aroa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel