Dikan'ny teny : siahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (siaka) mt. ih. (siaho): Hiraina amin'ny alalan'ny siaka: Siaho kely hoe, ry ise, ilay hira fanaontsika tany am-pianarana. 1 Antsoina amin'ny sioka: Nosiahiny ilay zazalahy ka niherika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel