Dikan'ny teny : siaka

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Halozana, faharatsiam-panahy. ~ Tsiron-javatra manaikitra ny lela, toy ny sakay. - t.i.f.: Ankasiahina J mankasiaka, fankasiaka, mpankasiaka / ankasiahana, fankasiahana / mahasiaka 1 masiaka / hasiaka, fahasiaka, hasiahana, fahasiahana / masiatsiaka. Ahitsio
2 a.: Feo mikiririoka ataon'ny molotra, sioka: Ny siakan'ny manina. ? Feo entina miantso. i t, i.f.: Siahina, asiaka, voasiaka, siniaka, tafasiakal misiaka, fisiaka, mpisiaka / isiahana, fisiahana 1 mahasiaka / siatsiaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel