Dikan'ny teny : siansy

Hampiditra dikany vaovao
1 na Siansa (fr, sciences) a.: Fitambaran'ny fahaizana amam-pahalalan'ny olombelona momba ny toetran'ny zavaboary, ny hery ao aminy, ans... azo tamin'ny fandinihana ny toetrany sy ny fomba amam-pitsipika mifehy azy sy ny fanandram ana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel