Dikan'ny teny : sidina

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fiakarana amin'ny avo, fisondrotana ambony eny amin'ny habakabaka, fiaingaingana ambony. - t.i.f.: Sidinina, asidina, voasidina, tafasidina / manidina, fanidina, mpanidina / anidinana, fanidinana J misidina, fisidina, mpisidina 1 isidinana, fisidinana / mahasidina / sidintsidina. - F.-p.: Manindao sidina: tsy mahavoa, mivaona any amin' ny tsy izy, manadino hafatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel