Dikan'ny teny : sikilaonina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. cyclone) a.: Rivo-mahery avy amin'ny tsindrin'ny atmosfera amin' ny toerana iray ka mampisondrotra ny rivotra manodidina azy, izay misangodina mifindra hatrany manaraka ilay toerana mifindrafindra koa; manimba izay rehetra sendra azy ilay rivotra mitambolina; rivo-doza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel