Dikan'ny teny : silaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo na vy asisika eo amin'ny hazo efa natomboka hotsofaina mba tsy hanery ny tsofa, na tsofoka eo anelanelan'ny vato ka velezina mba hahavaky ilay vato. Ahitsio
2 a.: Ny potiny na sombiny avy amin'ny zavatra novakina na vaky: Sila-mo fo. ΒΆ M.h.: Potika, sombina,vaky, tapaka. Triatra, na vaky: Silaka ny nifiko. 1 Menatra: Silaka aho notenenin'ny lehibe teo imason'ny mpiara-miasa. i t. if.: Siiahina, asilaka, voasilaka, sinilaka, tafasilaka / manilaka, fanilaka, mpanilaka I anilahana, fanilahana 1 manasilaka, fanasilaka, mpanasilaka / misilaka, fisilaka, mpisilaka J isilahana, fisilahana 1 mahasilaka J silatsilaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel