Dikan'ny teny : silamo

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. islam) a.: Antokom-pivavahana naorin'i Mahometa, mirlo an'Andriamanitra tokana antsoiny hoe Allah, ary ny foto-pampianarany dia ao anatin'ny boky iray atao hoe Coran. Ny silamo dia miely eran'i Afrika (indrindra amin'ny Bany avaratra), any amin'ny tanin' ny Arabo, Tiorka, Irakianina, Iranianina...; tsy antokom-pivavahana fotsiny ihany ny silamo, fa mbola fitsipika iompanan'ny lalàm-panorenan'ny fanjakana misy azy avy. Ahitsio
2 a. sady p.t.: Olona anisan'ny antokom-pivavahana miozolimanina, naorin'i Mahometa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel