Dikan'ny teny : silantsilana

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Pilaka sy maimay, jef(jefy, mitrafantrafana: Mahasosotra ahy ny toetran'ilay zazavavy silantsilana iny. - t.i.f.: Misilantsilana, fisilantsilana, mpisilantsilana 1 isilantsilanana, fisilantsilanana 1 mahasilantsilana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel