Dikan'ny teny : silatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Poti-javatra nihelaka tamin'ny vatan-javatra lehibe. ~ p.t.: Nahafahana kely, dimbana. - t.i.f. : Silarana, asilatra, voasilatra, sinilatra, tafasilatra 1 manasilatra, fanasilatra, mpanasilatra / anasilaxana, fanasilarana / manilatra / misilatra, fisilatra, mpisilatra 1 isilarana, fisilarana / mahasilatra 1 silatsilatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel