Dikan'ny teny : silina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sily) mt. ih. (silio): Enti-milaza zavatra izay tsy anomezana betsaka fa sombiny kely foana: Efa silinareo izaitsizy ity siramamy! Nahoana moa raha dia tsy ornenareo mihitsy izahay? ? A-midy na vidina lafo dia lafo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel