Dikan'ny teny : sily

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Lamba na kofehy landy mena mivaivay sy midorehitra. ? Halafosan-javatra. 1 p.t.: Lafo. 1 Enti-milaza zavatra izay tsy anomezana afa-tsy sombiny kely dia kely. - t.i.f.: Silina, voasily, sinily 1 silisily 1 manilisily, fanilisily, mpanilisily / anilisiliana, fanilisiliana 1 misilisily, fisilisily, mpisilisily 1 isilisiliana, fisilisiliana / mahasilisily. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel