Dikan'ny teny : simaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Potiny kely avy amin'ny vatabeny: Sima-kazo. 1 p.t.: Nahafahana kely: Simaka ny nifiko. - t.i.f.: Simahina,nasimahana, asimaka, voasimaka, tafasimaka I manasimaka, na manimaka, fanimaka, mpanimaka / animahana, fanimahana / misimaka, fisimaka, mpisimaka 1 isimahana, fisimahana / mahasimaka / simatsimaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel