Dikan'ny teny : simba

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Misy nahavoazana ka nanjary ratsy: Simba lahy ny tarehiny noho io ratra io! 1 Levona: Simban'ny havandra ny volin-dry zareo. ? Lo: Efa simba ireto paiso ireto fa ario. - t.i.f• : Simbana, asimba, voasimba, sinimba / manimba, faniea, mpanimba / animbana, fanimbana / misimba, fis{mba, mpisimba / isimbana, ftsimbana / mahasimba / simbasimba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel