Dikan'ny teny : simbana

Hampiditra dikany vaovao
1 (simba) mt. ih. (simbao): Ampitondraina fahavoazana, ravana, levonina, roviti,da, ratraina: Nosimban'7koto ny bokiko. / Nosimban'ny mpangalatra ny voli ay, ? Ovana ho ratsy: Hos~mban'ny naman-dratsy iny z,enakao iny. ~ Ampijalina, hétraketrahina, tsy itondrana ne: Tandremo sao simban'ialahy io zaza io mandritra ny tsy maha-eto rshy. 1 h,o.: Lotoina, anaovana fitondran-tena tsy mendrika: Nosim ban 'ny mpiasa tao antrano ilav zanany vous,. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel