Dikan'ny teny : sina

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy manan-kalahatra, very hevitra, gifla: Si-na Rasoa nony nandre fa hampifanatrehina izy sy Rauao. - t.i.f.: Asina / mahasina. - F.-p,: Maty sina: tsy tsaroana intsony, hadino tanteraka. * Ohab.: Sinn ohatra ny sifotra naian-doha: enti-milaza olona very hevitra, sanganehana izaitsizy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel