Dikan'ny teny : sinanda

Hampiditra dikany vaovao
1 (sanda) rat. ih. misy tsofoka in: Voasanda, nasiana sandany, fanampiny mba hifanentana ny takalo: Nosinandany roanjato ilay akoho vao nanaiky ny tompon'ilay vorona, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel