Dikan'ny teny : sinava

Hampiditra dikany vaovao
1 (sava) mt ih, misy tsofoka in: 1) Voasava, savaina, zahana ao anaty zavatra: Nosinava tao anaty ahitra ny peratro no hita. 2) Hadina, diovina: Nosinava ny lalana sao latsaka teny ilay vola. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel