Dikan'ny teny : sinelontselona

Hampiditra dikany vaovao
1 (selontselona) mt. ih. misy tsofoka in: Seranina, lalovana haingana: Mahamenatra ny nataonao, anaka, fa nosinelontselonao ny vahiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel