Dikan'ny teny : singam-peo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny feo mande-ha tsirairay amin'ny rafitry ny teny araka ny ava-peo. Misy singany telo ao anatin' ny teny hoe vao: v,a,o. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel