Dikan'ny teny : singanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (singana) mt, th. (singano): Enti-milaza ny iray na ny sasany ihany izay alaina amin'ny maso: Ny fotsy ihany singanina, hoy i Nenibe tamin'i Soa naka ny volofotsiny. ~ h.i.: Avahana ka marhina: Miteny aminareo mpianatra jiaby aho, ary singaniko manokana ny kilasy fahatelo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel