Dikan'ny teny : singotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanaovana tady vavarana ho fandrika sy hamatorana. ~ Fatotra manao amparapaingo. 4? Enti-milaza koa ny fanararaotana teny latsaka mba hamerezana ny sasany. ~ Teny misy fitaka atao mba hampahita loza. - t.i.f.: Singorina, asingotra, voasingotra, siningotra, tafasingotra ) maningotra, faningotra, mpaningotra / aningorana, faningorana / misingotra, fisingotra, mpisingotra /isingorana, fisingorana/ mahasingotra. - F.-p.: Singotr'aty: aretinjanak'omby na zanak'ondry vao teraka — fangozohozoana, tsy fahazoa-nofo. / Singo-boridamba: fitafiana lamba aman'akanjo rovitra sy maloto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel