Dikan'ny teny : sinibe

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Siny makadiry atao fitahirizan-drano ao an-trano. - Sinibe manga roa: enti-milaza ny ray sy ny reny, na i dada sy neny, izay samy tiana ary tsy asiana tombo sy hala. / Siniben-drano: toerana iangonan'ny rano ao an-tanana alohan'ny hizarazarana azy isan-tokantrano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel