Dikan'ny teny : sinimba

Hampiditra dikany vaovao
1 (simba) mt. ih. misy tsofoka in: Voasimba, simbana, atao izay tsy hahatsara: Nosinimban'ny naman-dratsy ilay rasa ka nampalahelo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel