Dikan'ny teny : sinintona

Hampiditra dikany vaovao
1 (sintona) mt, ih. misy tsofoka in: Voasintona, sintonina, tarihina: Sininton' ny herin'ny tany ny zavatra ka tsy maintsy mianjera. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel