Dikan'ny teny : sinitrana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sitrana) mt. ih. misy tsofoka in: Sitranina, asiam-panafody mba tsy harary intsony: Nosinitran'ilay mpitsabo ny aretiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel