Dikan'ny teny : sinivana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sivana) mt. ih. misy tsofoka in: Voasivana, sivanina, ampandalovina amin'ny sivana na makarakara hanintsanana tany na fasika: Sinivana ny tany alohan'ny hampifangaroana azy amin 'ny fasika mba handalorana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel