Dikan'ny teny : sinoa

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. chinois) a.: Ny tire-nana tompon-tany any amin'ny tany midadasik'i Si-na: Ny Sinoa no be indrindra amin'ny mponina eto ambonin'ny tany. Ip.t.: Mikasika an'i Sina, an'i Sina na avy any Sina: Anisan'ny sarotra amin'ny fiteny rehetra ny teny sinoa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel