Dikan'ny teny : sintaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fialan'ny vehivavy amin'ny vadiny sy ny tokantranony hisara-panambadiana. - t.i.f.: Asintaka / manintaka, fanintaka, mpanintaka / anintahana, fanintahana / misintaka / isintahana, fisintahana j mahasintaka j sfntantsintaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel