Dikan'ny teny : sintonina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sintona) mt. ih. (sintony): Tarihina hankany amin'ny tena: Sintony ny uatasarihana. ~ Sarihana: A-xa mbola sintonina ny harato.,e Roritina: Sintony mafy ny tady ho henjana. ~ Tarihina amin'ny zorony, amin'ny laniny iray, vivitina: Sintony ny sofin'io zaza io fa mandainga. ~ Avadika ho ratsy, hararaotina mba hanorisorenana olona, vivitina: Aza sintontsintonina tahaka izany ny teniko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel