Dikan'ny teny : siny

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitaovana fakana rano any am-pantsakana: Miloloha siny. / Rano intelon'ny siny. * Ohab.: Tokam-pilana ohatra ny siny: tsy manam-po afa-tsy ny rano: enti-milaza olona tsy manan-javatra kinendry afa-tsy zavatra toisa-na. / Miloloha rano roa siny: misahana asa maso ka tsy misy vita tsara tomombana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel