Dikan'ny teny : sioka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famoahan-drivotra amin'ny molotra na ny nify sy ny lela ka mahatonga feo mifioka; siaka. - t.i.f.: Siohina, voasioka / misioka, fisioka, mpisioka / isiohana, fisiohana / siotsioka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel