Dikan'ny teny : siosio
Hampiditra dikany hafa
a.: Resaka miely sy angambaina, tsahotsaho: Efa re siosio fa handeha ho any andafy ny zanakao. - t.i.f.: Maniosio.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha